Teny iditra hotraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahamay, fandevy, fivaivay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bouillonnement, ardeur [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra hotraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny ketrona mivalombalona eo ambanin' ny kibomalemy [Rajemisa 1985]
 [ hôtraka ] [Bezanozano] kentokentrona [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay les replis onduleux de graisse au bas du ventre
¶ la série d'anneaux composant l'abdomen des insectes [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2018/09/25