Teny iditra hotro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karama. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hotro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka, Tanosy] kitro (omby, ets.) [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Taisaka] voditongotra, kitro [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] kitro, tongotr'omby [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] vodin-tongotra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] sabot du boeuf, du cheval, talon. § kotro. [David 1952 (takila H)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ôtro

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10