Teny iditra hoy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Miteny: Hoy Rakoto tamin' ny zanany... [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy he (I, you, we, etc.) say, says [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dit-il, dit, fait, signé par [Abinal 1888]
 je dis, vous dites, etc [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
hoy
hoe
Ohatra Hoy izy (dit-il) ~ Hoy izaho (Dis-je) [Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra hoy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] misy [Rakotosaona 1972]

2017/03/22