Teny iditra hozona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hetsiketsika, hevingevina. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   shaking, trembling, agitation [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   commotion, secousse, branlement [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   hozongozona [fampiasa kokoa noho hozona]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/21