Teny iditra hy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tanala] ankanjonify, hihy [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] akanjonify [Rakotosaona 1972]
   [Bara] nify [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] nofo manarona ny vodinify, hihy [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra hy
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro] ilay, izay [Rakotosaona 1972]

2009/12/10