Teny iditra ia
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Bezanozano] eny [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] Eny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   yes; "provincial" but also used in Imerina [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   oui; "provincial" mais s'emploie aussi en Imerina [Hallanger 1974]
   [Tankarana] oui [David 1952 (takila I)]

Teny iditra ia
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka, Tanosy] iza? [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] qui est-ce ? qui ? [David 1952 (takila I)]
Famaritana malagasy   [Tandroy] iza?: Ia ty nalake y satrokoy ? [Rakotosaona 1972]
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   iza ~ zovy

Teny iditra ia
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   [Bara] na [Rakotosaona 1972]

2017/03/10