Teny iditra iaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] ray [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] fiantsoana ny ray, dada [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] dada [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] ray, dada [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra aba

2009/12/10