Teny iditra iadalana (adala)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Inona no niadalanao amy ny toaka? (Quelle est la cause de votre passion pour le rhum?) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iadalana, iadalako, iadalanao, iadalany, iadalantsika, iadalanay, iadalanareo, iadalan', iadalan-, iadalam-, iadala-
Ny lasa : niadalana, niadalako, niadalanao, niadalany, niadalantsika, niadalanay, niadalanareo, niadalan', niadalan-, niadalam-, niadala-
Ny hoavy : hiadalana, hiadalako, hiadalanao, hiadalany, hiadalantsika, hiadalanay, hiadalanareo, hiadalan', hiadalan-, hiadalam-, hiadala-
Filaza mandidy : iadalao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20