Teny iditra iaho
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] izahay [Rakotosaona 1972]
   [Bara] izaho [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] aho, izaho: Mamely tsy vadikapaka teroaña iaho lomale (nanao savoan-danitra tery aho omaly) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a provincial word for izaho [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tanala] je, moi. Lehe iaho mandy, "Si cela ne tient qu'à moi". [Beaujard 1998]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/22