Teny iditra ialohana (aloha)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ialohana, ialohako, ialohanao, ialohany, ialohantsika, ialohanay, ialohanareo, ialohan', ialohan-, ialoham-, ialoha-
Ny lasa : nialohana, nialohako, nialohanao, nialohany, nialohantsika, nialohanay, nialohanareo, nialohan', nialohan-, nialoham-, nialoha-
Ny hoavy : hialohana, hialohako, hialohanao, hialohany, hialohantsika, hialohanay, hialohanareo, hialohan', hialohan-, hialoham-, hialoha-
Filaza mandidy : ialohay, ialohao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20