Teny iditra ianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ianarana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Mba ianaro izay ataon' ny olona. [Dahle: Angano]
2hajao sy ianaro tsara ny fiteny malagasy [Rabemolaly: Fary]

2019/08/17