Teny iditra iangarana (angatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be discriminated against [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iangarana, iangarako, iangaranao, iangarany, iangarantsika, iangaranay, iangaranareo, iangaran', iangaran-, iangaram-, iangara-
Ny lasa : niangarana, niangarako, niangaranao, niangarany, niangarantsika, niangaranay, niangaranareo, niangaran', niangaran-, niangaram-, niangara-
Ny hoavy : hiangarana, hiangarako, hiangaranao, hiangarany, hiangarantsika, hiangaranay, hiangaranareo, hiangaran', hiangaran-, hiangaram-, hiangara-
Filaza mandidy : iangaro
Kamban-teny 
Lohateny Zaza niangarana (Ravelomoria Wast)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11