Teny iditra Ianona (anona)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
¶ lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy what's-his-name. [Mal. sianun.] [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17