Teny iditra iantrana (antra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Dikanteny anglisy   to be pitied, to be the object of compassion or charity [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   dont on a pitié, à qui on fait l'aumône, qu'on secours [Hallanger 1974]
Ohatra   Tokony hiantrana izy satria mahantra tokoa (Il convient de le secourir, parce qu’il est vraiment pauvre) [Abinal 1888, takila 55]
Ny bikany  
iantrana
iantrako
iantranao
iantrany
iantrantsika
iantranay
iantranareo
iantran'
iantran-
iantram-
iantra-
niantrana
niantrako
niantranao
niantrany
niantrantsika
niantranay
niantranareo
niantran'
niantran-
niantram-
niantra-
hiantrana
hiantrako
hiantranao
hiantrany
hiantrantsika
hiantranay
hiantranareo
hiantran'
hiantran-
hiantram-
hiantra-
iantrao
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/22