Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   Antananarivo [Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Nanohy ny fianarako teto Iarivo àry aho, rahefa nahatapitra ny kilasy rehetra tany ambany ravinkazo. [Andriamalala: Ranomasina, takila 20]
2Aza rotodrototra foana, fa mbola lavitra Iarivo. [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Razakandraina: Iarivo
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19