Teny iditra iaviana (avy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
iaviana
iaviako
iavianao
iaviany
iaviantsika
iavianay
iavianareo
iavian'
iavian-
iaviam-
iavia-
niaviana
niaviako
niavianao
niaviany
niaviantsika
niavianay
niavianareo
niavian'
niavian-
niaviam-
niavia-
hiaviana
hiaviako
hiavianao
hiaviany
hiaviantsika
hiavianay
hiavianareo
hiavian'
hiavian-
hiaviam-
hiavia-
Fitovian-keviteny   fiaviana

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14