Teny iditra Ibavy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy? [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31