Teny iditra Ibonia
Sokajin-teny   anarana (olon' ain' ny tantara) [firaketana]
Ohatra   Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, takila 32]
Ary nony efa tokony ho telo taona sisa tsy hahafatesan' Ibonia, dia novoriny ny ray aman-dreniny sy ny vady aman-janany ary ny vahoaka rehetra tao Ileolava sy ny manodidina ka nohafarany hoe: [Dahle: Angano, takila 33]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Ibonia
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny   Epic of Madagascar
Mpanoratra   Haring Lee
Mpamoaka boky   Translation and introduction by Lee Haring. Bucknell University (1993)
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/12