Teny iditra iderana (dera)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Toy izao ny teny hideranao azy (Voici les paroles que vous emploierez pour le louer) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iderana, iderako, ideranao, iderany, iderantsika, ideranay, ideranareo, ideran', ideran-, ideram-, idera-
Ny lasa : niderana, niderako, nideranao, niderany, niderantsika, nideranay, nideranareo, nideran', nideran-, nideram-, nidera-
Ny hoavy : hiderana, hiderako, hideranao, hiderany, hiderantsika, hideranay, hideranareo, hideran', hideran-, hideram-, hidera-
Filaza mandidy : iderao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20