Teny iditra ierao (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ierana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy. [Andraina: I Vola, takila 22]

2014/10/18