Teny iditra ifampiresahana (resaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Endriteny 
ifampiresahana
ifampiresahako
ifampiresahanao
ifampiresahany
ifampiresahantsika
ifampiresahanay
ifampiresahanareo
ifampiresahan'
ifampiresahan-
ifampiresaham-
ifampiresaha-
nifampiresahana
nifampiresahako
nifampiresahanao
nifampiresahany
nifampiresahantsika
nifampiresahanay
nifampiresahanareo
nifampiresahan'
nifampiresahan-
nifampiresaham-
nifampiresaha-
hifampiresahana
hifampiresahako
hifampiresahanao
hifampiresahany
hifampiresahantsika
hifampiresahanay
hifampiresahanareo
hifampiresahan'
hifampiresahan-
hifampiresaham-
hifampiresaha-
ifampiresaho
Ohatra 
1saingy tsy maintsy ho tena hay ilay teny, voalohany indrindra, ary faharoa, ny olona manodidina ifampiresahana tsy maintsy hahay io teny vahiny io. [Ravelomanana: Lalana, takila 204]
2mandeha mangataka indray, saingy teny fifanajana tsotra dia tsotra fotsiny no ifampiresahana fa tsy manao kabary akory [Ndemahasoa: Antakay, takila 153]

2017/04/06