Teny iditra ifampiresaho (resaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ifampiresahana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra ka mifampilazà amin' ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, dia mihira sy mikalo ao am-ponareo ho an' ny Tompo, Salamo sy hira aman-tononkira masina no ifampiresaho; [Baiboly: 56.5.19]

2017/04/06