Teny iditra ifanaikena (aiky)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Kanefa ny basy omeny amin'izany ifanaikena izany, tahak'ity basy angalisa ity no hatsarany fa tsy hafa karazana; [Razoharinoro: Soratra, takila 92]
Ny bikany  
ifanaikena
ifanaikeko
ifanaikenao
ifanaikeny
ifanaikentsika
ifanaikenay
ifanaikenareo
ifanaiken'
ifanaiken-
ifanaikem-
ifanaike-
nifanaikena
nifanaikeko
nifanaikenao
nifanaikeny
nifanaikentsika
nifanaikenay
nifanaikenareo
nifanaiken'
nifanaiken-
nifanaikem-
nifanaike-
hifanaikena
hifanaikeko
hifanaikenao
hifanaikeny
hifanaikentsika
hifanaikenay
hifanaikenareo
hifanaiken'
hifanaiken-
hifanaikem-
hifanaike-

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/06