Teny iditra Ifaramalemy
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Ohatra Manongilan-tsofina erý izahay mihaino ny angano : Ikotofetsy sy Imahaka, Ifaramalemy, Rapeto, sns. [2.356]
Zanakanarana Ifaramalemy sy Ikotobekibo (Razam-be)

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16