Teny iditra igagao (gaga)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny fitaovana igagana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Nefa kosa italanjony, ry mpandalo, igagao: ny anjely any ambony tonga koa mitsidika ao! [Ny Avana: Fasan-tsakaiza]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/17