Teny iditra ihinano (hinana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ihinanana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Efitra fanindronanay olona eto, hoy izy mantsy ahy, ka ihinano ny fanafodinao ary miandrasa eto mandra-piasany sy mandra-pahazoanao aina. [Andraina: I Vola, takila 40]
2Toy ny mofo orja no ihinano azy [Baiboly: 33:004:012/Ezekiela 4:12..]

2014/10/21