Teny iditra Ikaladala (i-, kala, adala)
Sokajin-teny anarana (olon' ain' ny tantara) [fitanisana]
Famaritana malagasy [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
¶ Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [Ravelojaona 1937]
Famaritana frantsay Cette imbécile [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Cette sotte [Veyrières 1913]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/17