Teny iditra ikala ratsy
Singan-teny Ikala ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1]
Ohatra Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. [1.223]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20