Teny iditra ikala trotraka
Singan-teny Ikala ; trotraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana vehivavy heverina ho tsinontsinona tsy misy antony noho ny haratsiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [trotraka, weary.] A word only used by women in imprecating evil [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11