Teny iditra Ikelitsitohinina
Sokajin-teny anarana (olon' ain' ny tantara) [fitanisana]
Ohatra ka amin' ireny trongitrongy sy dabodaboka ataony ireny no hahakasihany tsy nahy an-Ikelitsitohinina... [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 11]

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/21