Teny iditra ikezahana (kezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ikezahana, ikezahako, ikezahanao, ikezahany, ikezahantsika, ikezahanay, ikezahanareo, ikezahan', ikezahan-, ikezaham-, ikezaha-
Ny lasa : nikezahana, nikezahako, nikezahanao, nikezahany, nikezahantsika, nikezahanay, nikezahanareo, nikezahan', nikezahan-, nikezaham-, nikezaha-
Ny hoavy : hikezahana, hikezahako, hikezahanao, hikezahany, hikezahantsika, hikezahanay, hikezahanareo, hikezahan', hikezahan-, hikezaham-, hikezaha-
Filaza mandidy : ikezaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20