Teny iditra Ikopa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon-Antananarivo, dia mihodina miankandrefana-mianavaratra, dia mikambana amin-ny ony Betsiboka izay mivarina ao amin-ny ranomasina Mozambika, eo akaikin-i Mojanga. Misy 300 km. ny halavan' Ikopa... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Principal affluent de la Betsiboka, qui prend sa source au nord du rocher d'Angavokely (1810 m.) dans la région est de la sous-préfecture d'Andramasina sous le nom de Varahina, qui devient Ikopa au point de jonction avec la Varahina de Mantasoa. Elle entoure Tananarive dans un demi-cercle d'Ambohipo à Andohatapenaka et se jette dans la Betsiboka à Ankomotro, au nord de Marololo et de Maevatanana. Elle reçoit sur sa rive droite l'Anjomoka, l' Andranobe, l'Antroby, la Manankazo qui arrose Kiangara, la Mamokomita qui arrose Andriba, la Kamolandy, et la Mandrosia, et sur sa rive gauche la Sisaony, l'Andromba, la Katsaoka, l'Ombifotsy, l'Irihitra, la Kotoratsy, la Mazana, l'Isandrano, la Mandraty et la Menavava. [1.11]
Ohatra 
1Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay; [2.470]
2Tamin' ny fitana an' Ikopa, betsaka ny miaramila hita nanipy ny basy sy ny fahana nentiny tany anaty rano. [2.472]
3Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
des berges de l'Alôtre aux rives de l'Ikoupe
la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[2.466]
Voambolana 
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21