Teny iditra ilay fady
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilay ratsy, ilay tsy valahara; entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the rascal! An insulting phrase. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31