Teny iditra ilay fito (ilay, fito)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [Rajemisa 1985]
 [ ilaifito ] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/05/16