Teny iditra ilazana (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Endriteny 
ilazana
ilazako
ilazanao
ilazany
ilazantsika
ilazanay
ilazanareo
ilazan'
ilazan-
ilazam-
ilaza-
nilazana
nilazako
nilazanao
nilazany
nilazantsika
nilazanay
nilazanareo
nilazan'
nilazan-
nilazam-
nilaza-
hilazana
hilazako
hilazanao
hilazany
hilazantsika
hilazanay
hilazanareo
hilazan'
hilazan-
hilazam-
hilaza-
ilazao
Ohatra 
1Ny governora no nilazako ny raharahanao (C'est au gouverneur que j'ai raconté votre affaire) [Abinal 1888]
2Ny rainao no tokony hilazanao izany (C'est à votre père qu'il faut dire cela) [Abinal 1888]
3Ilazao izy fa tsy maintsy ho tonga rahampitso (Dites-lui qu'il faut qu'il vienne demain) [Abinal 1888]
Teny nalaina 

2011/05/17