Teny iditra ilazao (laza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ilazana [fitanisana]
Ohatra Ilazao izy fa tsy maintsy ho tonga rahampitso (Dites-lui qu'il faut qu'il vienne demain) [Abinal 1888]

2011/05/11