Teny iditra iloka ravin-tseva
Singan-teny iloka ; ravina ; seva
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny entin' ny mpanao farahehy mamarana ny hehiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13