Teny iditra imbalo (valo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Impito miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy eight times [Richardson 1885]
Famaritana frantsay huit fois [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Imbalo niditra vao tapitra ny olona. [Rabary: Daty, takila 1133]
2Ny "foko" no fototry ny resaka eto, miverimberina imbalo io teny io ato anatin'ny lahatsoratra. [Razafiarivony: Harivolana, takila 130]

2017/05/15