Teny iditra Imerimandroso (merina, roso)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   merina, roso
Sary  

Teny iditra Imerimandroso (merina, roso)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana frantsay   [ Merinandroso ] Merimandroso (l'Imerina qui progresse) fut fondée par Andrianampoinimerina pour consolider ses positions vers l'ouest d'Ambohimanga... [Oberlé: Imerina]
Ohatra   Taratasy nosoniavin' ny lehiben' ny kantao io, manendry azy hanao telopolo andro any akaikin' Imerimandroso: [Andraina: Mitaraina, takila 44]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   Ny tendrombohitra masina roambinifolo
Haianarantany   merina, roso
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/05