Teny iditra Imerinalavasofina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Razafintsalama Josefa, 1930
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/03/15