Teny iditra impiry (firy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manontany ny isan' ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana tamin' itỳ volana itỳ? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy how often? How many times? [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/12/23