Teny iditra impito (fito)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy seven times. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay sept fois [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1ka na maty impito na torana impolo
aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana
[Fox: Hainteny, laharana 420]
2Hatramin'ny impito va? [Baiboly: 47:018:021/Matio 18:21..]

2017/05/15