Teny iditra impudent > lakalaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   impertinent, intrusive, forward, impudent [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra impudent > lakalaka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a plant [Antankarana] [Richardson 1885]
Voambolana  

impudent   
fadifady
indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [Richardson 1885]
midaondaom-bava
loud and impudent of speech [Richardson 1885]
sahisahy
bold, daring; impudent [Hallanger 1973]
sahy
impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
tsy valahara
not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping [Abinal 1888]
shameless, impudent [Hallanger 1973]

impudent   
tsy vaky atatra
impudent, éhonté [Abinal 1888]