Teny iditra in~
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny in~]
Famaritana malagasy   Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato [Rajemisa 1985]
   (miova ho ig-, il-, im-, ir- arak [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
Dikanteny anglisy   a prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times) [Richardson 1885]
   prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [Abinal 1888]
   préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
in~
im~
Fifanahafana   indray ~ indroa ~ intelo ~ inefatra ~ indimy ~ inenina ~ impito ~ imbalo ~ intsivy ~ impolo ~ indraika amby ny folo ~ indroa-polo ~ injato ~ inarivo ~ injato inarivo

Teny iditra ~in~
Sokajin-teny   tsofoka [Teny amin' ny ~in~]
Dikanteny frantsay   infixe qui entre dans la composition de racines secondaires ou sert à former des participes passifs: hinana ( hana), finaritra ( faritra), finidy ( fidy) [Rajemisa: Grammaire]

Teny iditra in
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana anglisy   ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao [Hallanger 1969]

Teny iditra in
Sokajin-teny   mpamaritra
   manara-damaody [Rakotonaivo 1993]

Teny iditra in
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
   ao [Profita 1969]

Teny iditra In
Sokajin-teny   anarana (simboly)
Dikanteny malagasy   Singa mivaingana, faha-49 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Dikanteny anglisy   Indium. [3.1]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30