Teny iditra inanina (inana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tadiavina hifampitahana: Ny varatra no inaninao raha te hifampitana amiko ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be defied, to be challenged to a combat. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : inanina, inaniko, inaninao, inaniny, inanintsika, inaninay, inaninareo, inanin', inanin-, inanim-, inani-
Ny lasa : ninanina, ninaniko, ninaninao, ninaniny, ninanintsika, ninaninay, ninaninareo, ninanin', ninanin-, ninanim-, ninani-
Ny hoavy : hinanina, hinaniko, hinaninao, hinaniny, hinanintsika, hinaninay, hinaninareo, hinanin', hinanin-, hinanim-, hinani-
Filaza mandidy : inano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05