Teny iditra indianina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay indien] Ny firenena tompon-tany voalohany tany amin' ny tanin' i Amerika [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: indien.

Teny iditra indianina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny fomba indianina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31