Teny iditra |
indrakindrafana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny [1.1]
|
| Taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga [2.285]
|
Fanazavàna teny anglisy | Having an impression in one's mind. See kafana.
[1.2]
|
Ohatra |
1 | Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela!
[2.5]
|
2 | Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa.
[2.895]
|
|
Ohabolana |
|