Teny iditra indrana
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [Richardson 1885]
 the article to be returned
¶ borrowed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ce qu'on a emprunté
¶ emprunté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Mpanahaka  indra-maso ~ indram-bity ~ indram-bolon-doha ~ indran-orona ~ indran-tsomotra

Teny iditra indrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the outer edges [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les bords extérieurs [Hallanger 1974]

Teny iditra indrana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy [ indraña ] [Tambahoaka] iry [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] iry [Rakotosaona 1972]

2018/04/30