Teny iditra indraosina (indroa (roa))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Averina fanindroany: Tandremo sao indraosinao iny fahadisoanao iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : indraosina, indraosiko, indraosinao, indraosiny, indraosintsika, indraosinay, indraosinareo, indraosin', indraosin-, indraosim-, indraosi-
Ny lasa : nindraosina, nindraosiko, nindraosinao, nindraosiny, nindraosintsika, nindraosinay, nindraosinareo, nindraosin', nindraosin-, nindraosim-, nindraosi-
Ny hoavy : hindraosina, hindraosiko, hindraosinao, hindraosiny, hindraosintsika, hindraosinay, hindraosinareo, hindraosin', hindraosin-, hindraosim-, hindraosi-
Filaza mandidy : indraosy
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20