Teny iditra indraozina (indroa (roa))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Averina fanindroany: Tandremo sao indraozinao iny fahadisoanao iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : indraozina, indraoziko, indraozinao, indraoziny, indraozintsika, indraozinay, indraozinareo, indraozin', indraozin-, indraozim-, indraozi-
Ny lasa : nindraozina, nindraoziko, nindraozinao, nindraoziny, nindraozintsika, nindraozinay, nindraozinareo, nindraozin', nindraozin-, nindraozim-, nindraozi-
Ny hoavy : hindraozina, hindraoziko, hindraozinao, hindraoziny, hindraozintsika, hindraozinay, hindraozinareo, hindraozin', hindraozin-, hindraozim-, hindraozi-
Filaza mandidy : indraozy
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20